Étiquette : 10 ème anniversaire

  • Fankalazana ny faha 10 taona

    Fankalazana ny faha 10 taona

    Notanterahina ny 23-25 Oktobra 2024 ny fankalazana ny faha-10 taonan’ny Hopitaly.

    Ho fanamarihana izany dia nisy hetsika maro notontosaina:

    • Tolotra ara-pahasalamana maimaimpoana
    • Fifaninanana ara-panatanjahantena niarahana tamin’ny CHU rahavavy

    Nofaranana tamin’ny fiaraha-misakafo (déjeuner dansant) tamin’ireo mpiara-miombonantoka rehetra.

    Mankasitraka eram-po era-tsaina ireo rehetra nifanome tanana tamin’ny fanatanterahina izany